bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Job 8
Job 8
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 7
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 9 →
1
Dia nandray fitenenana i Bildada avy any Soha ka nanao tamin’i Jôba hoe:
2
Hafiriana no mbola hitenenanao toy izany? Ary mandra-pahoviana ny teny aloaky ny vavanao no hisafotofoto tahaka ny rivo-mahery?
3
Moa hampandefitra ny rariny ve Andriamanitra? Moa hamadika ny fahamarinana ilay Tsitoha?
4
Mety ho nanota tamin’Andriamanitra ny zanakao, dia nampanodiaviny azy ny heloka vitany.
5
Raha ianao kosa no mitady an’Andriamanitra ka manao fitalahoana amin’ilay Tsitoha,
6
ary raha tsy manan-tsiny sy mahitsy ianao, dia Izy no hijoro hiahy anao ka hamerina indray ny fiadanana amin’ilay fonenam-pahamarinanao.
7
Ary ho bitika ihany izay nosantarinao taloha raha mitaha amin’ny hoavinao mamirapiratra.
8
Fa mba anontanio ange ntaolo e! Ka ianaro izay traikefan’ireo razany.
9
Tsy misy zava-pantatsika izay vao omaly, satria aloka mihelina vetivety ihany ny androm-piainantsika eto an-tany.
10
Ry zareo no hanoro sy hampianatra anao; ary dia hamoaka ny oha-pitenenana izay vokatry ny fieritreretany toy ny hoe:
11
«Tsy maniry ivelan’ny heniheny ny zozoro, ary tsy mitombo tsy misy rano ny volotara.
12
Vao mamelana fotsiny izy, ary mbola tsy voatapaka; saingy rehefa tsy mahazo rano intsony izy, dia malazo alohan’ny ahitra hafa rehetra.»
13
Izay rehetra manadino an’Andriamanitra dia toy izany no anjara miandry azy; ho levona ny fanantenan’ny tsy mpivavaka.
14
Fa ho maito ny fahatokian-tenany; ary ho marefo tahaka ny tranon-kala ny fianteherany.
15
Miankina amin’ny tranony izy, kanjo mihilangilana izany; mamikitra mafy hitazonana azy izy, nefa mirodana tsy voatana izany.
16
Ny tsy mpivavaka dia tahaka ny hazo izay feno tsiron-tany sady hazavain’ny masoandro. ka ny rantsany misandrahaka eo ambonin’ny tanimboly misy azy.
17
Mifanolanolana eny amin’ny korontam-bato ny fàkany ka tanteraka hatrany an-tsefatsefa-bato any.
18
Rehefa ongotana amin’ny toerany anefa izy, dia handà ho tsy mbola nahita azy akory io.
19
Jereo fa izany no fifaliana miandry ny tsy mpivavaka; ary hisy zava-maniry hafa indray hitrebona avy amin’io tany io.
20
Jereo kosa fa Andriamanitra tsy manary ny tsy manan-tsiny ary tsy manome tanana ny mpanao ratsy.
21
Mbola hofenoiny hehy ny vavanao ary horakora-pifaliana ny molotrao, ry Jôba.
22
Fa ho afa-baràka ireo mpankahala anao; ary hanjavona ny fonenan’ny olon-dratsy.
← Chapter 7
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 9 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
Recommended Reading
Commentary
Job Commentaries
→
Devotional
Job Devotional Guide
→
Get This Bible
Malagasy (DIEM PROTESTANTA) Study Bible
→