bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Job 41
Job 41
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 40
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 42 →
1
Nofinofy ny fanantenana handresy ny voay, fa ny fahitana azy fotsiny dia mahaketraka.
2
Tsy misy olona sahy mihantsy ady aminy, koa zovy kosa no sahy hifanandrina amiko?
3
Fa tsy ananan’olon-trosa Aho: Ahy izay rehetra eny ambany masoandro.
4
Kanefa mbola holazalazaiko izao ny amin’ny rantsam-batan’ny voay sy ny antsipirian’ireo asa mahery vitany ary ny hatsàran’ny endrika ananany.
5
Iza no mahainga ny fitafiany ivelany, na handoaka ny akanjovy matevina ifonosany?
6
Iza koa no sahy hanokatra ny vavany, fa ireo nifiny dia mampihorohoro izay olona eny manodidina?
7
Ny lamosiny dia voasaron’ampinga milahatra sady tafatambatra mafy sy mifanety.
8
Mifanakaiky dia mifanakaiky ireo ka tsisy hirika idiran-drivotra akory.
9
Mifanindry sy mifamikitra koa ireo ka tsy azo sarahina mihitsy.
10
Vao mievina ny voay, dia mamoaka hazavana; ka ny masony manjary manjopiaka toy ny masoandro vao miposaka.
11
Ny vavany kosa ivoahan’ny lelafo sy ipariahan’ny kilalaon’afo.
12
Mivoa-tsetroka ny vavoron’ny voay mova tsy vilany mangotraka notanehina tamin-jozoro.
13
Mampirehitra arina ny fofonainy, satria lelafo no avoaky ny vavany.
14
Ny vozony no itoeran-kery ka mihorohoro izay mahita azy.
15
Mivalombalona ireo hotraky ny voay, ka mafy sady mihenjana tsy voalefitra.
16
Mafy tahaka ny vato ny fony, eny, mafy toy ny vato fikosoham-bary.
17
Rehefa mitsangana ny voay, dia mangovitra ireo filoha fa tsy afa-manoatra noho ny tahotra.
18
Tsy misy sabatra mahalaitra azy, toy izany koa ny lefompohy na ny firombaka na ny zana-tsipîka.
19
Toy ny mololo ny vy aminy ary toy ny hazo boboka ny varahina.
20
Tsy mampandositra azy izay zana-tsipîka, ataony toy ny mololo ny vaton’antsamotady
21
Toy ny vodivary ny langilangy aminy; ihomehezany ny firimorimon’ny lefona.
22
Feno fantsika miranirany ny takiban’ny voay ka mikisaka mova tsy hersa manditra fotaka.
23
Rehefa misitrika anaty rano lalina izy, dia mampandroadroatra izany toa rano mangotraka ao am-bilany ary manova ny farihy ho fandoroan-java-manitra.
24
Mamela dindo mazava eo aoriany izy ka ny onja dia tahaka ny volofotsy mitsinkafona eny amin’ny rano lalina.
25
Tsy misy tahaka ny voay eny ambonin’ny tany fa noariko tsy hanan-tahotra izy.
26
Bandrininy avokoa ny biby goavana; izy no mpanjakan’ny biby masiaka rehetra.
← Chapter 40
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 42 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
Recommended Reading
Commentary
Job Commentaries
→
Devotional
Job Devotional Guide
→
Get This Bible
Malagasy (DIEM PROTESTANTA) Study Bible
→