bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Job 12
Job 12
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 11
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 13 →
1
Dia namaly i Jôba ka nanao hoe:
2
Marina fa ianareo no feon’ny vahoaka; ary dia hiara-maty aminareo ny fahendrena.
3
Kanefa mba manan-tsaina toa anareo koa aho ka tsy manaiky ho ambany noho ianareo. Fa iza no tsy mahalala izay lazainareo?
4
Tonga fihomehezan’ny sakaizako aho raha mba miantso an’Andriamanitra hamaly ahy; eny, ihomehezana ny marina tsy manan-tsiny.
5
«Ny ory tsy mba rangahy,» hoy ny eson’ireo miadam-pinaritra; fampihatra amin’ny olona lavo.
6
Miadana ao an-tranony ny jiolahy mpandroba; tsy manana ahiahy ny mpihaika an’Andriamanitra, dia izay tsy mahalala andriamanitra afa-tsy ny heriny.
7
Mba anontanio ny biby fa hampianatra anao izy, ary ny voro-manidina fa hananatra anao izy.
8
Mitenena amin’ny tany fa hampahafantatra anao izy, ary ny trondron-dranomasina fa hampahalala anao koa izy.
9
Iza amin’ireo voaary rehetra ireo no tsy mahalala fa asan’ny tanan’ny TOMPO avokoa ireny!
10
Izy no mitana ny ain’ny voaary rehetra, mbamin’ny fofonain’ny olombelona tsirairay avy.
11
«Adidin’ny sofina ny mamantatra ny teny, ary adidin’ny lanilany kosa ny mahatsapa tsiron-kanina», hoy ny filàzan’ny oha-pitenenana.
12
«Izay anti-panahy manam-pahendrena ary izay ela nihetezana, hono, lava volo.»
13
Saingy Andriamanitra kosa no tompon’ny fahendrena sy ny fahefana; Azy koa ny tolo-kevitra sy ny fahalalana.
14
Tsy misy mahatsangana izay ravan’Andriamanitra, ary tsy misy mahafaka izay voagadrany.
15
Raha mitana ny orana Izy, dia tonga ny hain-tany; fa raha mandefa ny rano kosa Izy, dia tondraka ny tany.
16
Ao aminy ny hery sy ny fahakingana; samy Azy na ny voafitaka na ny mpamitaka.
17
Ampirediredeny ireo mpanolotsaim-panjakana, ary ataony very saina ny mpitsara.
18
Foanany ny fanamparam-pahefàn’ny mpanjaka, ka tady mahazaka no solom-pehikibony.
19
Ampirediredeny koa ny mpisorona, ary aongany izay manam-pahefana.
20
Ampangininy ny mpikabary mahay ary esoriny ny fahiratan-tsain’ny anti-panahy.
21
Fatrarany henatra ireo olona ambony ary ketrahiny ny herin’ny matanjaka.
22
Ahanjahanjany ny zava-miafina tanatin’ny haizina; ary izay tao amin’ny aloky ny fahafatesana dia avoakany ho eo amin’ny mazava.
23
Ampitomboiny ny firenena, nefa aringany avy eo; Avelany hitatra izy, kanjo ataony sesitany indray.
24
Vereziny ny sain’ireo mpifehin’ny tany, ka ampirenireneny any an-taniefitra tsy misy lalana;
25
any no itsapatsapany anaty haizina mikitroka sy ampivembenan’Andriamanitra azy tahaka ny mamo.
← Chapter 11
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 13 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42