bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Job 27
Job 27
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 26
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 28 →
1
Mbola nanohy ny teniny ihany i Jôba ka nanao hoe:
2
Velona Andriamanitra Izay tsy manome rariny ahy, velona ilay Tsitoha Izay mameno ahy fahoriana mangidy ka manao izao fianianana izao aho:
3
raha mbola misy koa aina kely ato amiko ary eo am-bavoroko ny fofonain’Andriamanitra,
4
dia tsy hiteny fitaka ny molotro ary tsy hilaza lainga ny lelako.
5
Sanatria amiko ny hihevitra fa manana ny marina ianareo! Hizingiziniko mandra-pahafatiko kosa fa tsy manan-tsiny ny tenako.
6
Hazoniko mafy ny fahamarinako ka tsy havelako hiala: Mandry ny eritreritro ka tsy misy hampahamenatra ahy akory na dia ny amin’ny androko iray monja aza.
7
Ny anjaran’ny ratsy fanahy anie no ho an’ny fahavaloko! Ary ny anjaran’ny olon-dratsy kosa no ho an’ny mpifanandrina amiko!
8
Fa hanantena inona ireo tsy mivavaka, raha esorin’Andriamanitra ny ainy?
9
Hihaino ny fitarainany ve Andriamanitra raha sendra zoim-pahoriana izy?
10
Raha mba nahita fahafinaretana teo anilan’ilay Tsitoha izy, dia ho niantso an’Andriamanitra mandrakariva.
11
Hampiseho anareo ny asan-tanan’Andriamanitra aho, ary tsy hanafina ihany koa ny hevitr’ilay Tsitoha.
12
Satria efa tsapanareo rehetra izany, koa nahoana no miteniteny foana ianareo?
13
Izao no anjara natokan’Andriamanitra ho an’ny ratsy fanahy sy lova atolotr’ilay Tsitoha ho an’ny olon-dozabe:
14
Na mitombo isa aza ny taranany, dia ho fatin-tsabatra; ary ny zanany tsy hanan-kohanina.
15
Izay sisa velona haripaky ny pesta, ary ny mpitondratenany tsy hitomany azy.
16
Na dia mahangona volafotsy hoatra ny vovoka aza izy ary fitafiana miavosa tahaka ny fotaka,
17
dia aoka izy hanangona; fa ny marina no hiakanjo ny fitafiana ary ny olom-banona no handray ny volafotsy.
18
Mora simba ny trano aorin’ny olon-dratsy fa toy ny kitranotranon’ny mpiandry voly.
19
Mbola manana harembe izy, nony mandry indray maka farany; saingy tsy eo intsony ireny rehefa mihiratra ny masony.
20
Mamely azy toy ny riaka ny horohoro, ary indray alina no ipaohan’ny tadio azy.
21
Indaosin’ny rivotra avy any atsinanana izy, ka ongotany mafy hiala amin’ny toerany.
22
Asian’io rivotra io tsy ananany antra izy ka voatery mandositra ny fisafoahany.
23
Mitehaka noho ny fahavoazany kosa ny olona sady manakora azy nandao fonenana.
← Chapter 26
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 28 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42