bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Job 5
Job 5
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 4
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 6 →
1
Miantsoa ange raha misy hamaly anao e! Ary iza amin’ny anjely masina no hitodihanao?
2
Fa ho voakikin’ny fahasosorany ny adala; ary ho fatin’ny fahatezerany ny ketrina.
3
Marina tokoa fa efa nahita adala nambinina aho, nefa avy hatrany no nanozonako ny tranony hoe:
4
«Ho lavi-pamonjena anie ny zanany, ka hohelohina tsisy mpiaro amin’ny fitsarana!
5
Fa ny noana anie no hihinana izay nojinjainy; ka halainy izany na dia voafefy tsilo aza; ary ny sahirana anie no ho tompon’ny hareny!»
6
Fa tsy avy amin’ny tany akory no ivoahan’ny tsy fahamarinana na itsimohan’ny fahoriana.
7
Kanefa nateraka ho ory ny olombelona, ary ny pitik’afo kosa natao hanidina miakatra.
8
Raha izaho ianao dia Andriamanitra no hanontaniako; ary Andriamanitra no hilazako ny momba ahy.
9
Lehibe tsy takatry ny saina ny zavatra ataony, dia zava-mahagaga tsy hay visavisaina.
10
Izy no mampilatsaka ny orana ambonin’ny tany ary mampandeha ny renirano hanondraka ny saha.
11
Manandratra ny ambany ho amin’ny avo Izy; ary ny malahelo dia ampiany hitraka.
12
Izy no mampandamoka ny tetiky ny fetsy ratsy, ka ho tsinontsinona izay asan’ny tanany.
13
Ny hafetsen’ny hendry ihany no amandrihany azy, ary ataony maty momoka ny tolo-tsainy.
14
Tojo ny haizina amin’ny andro antoandro izy; ka dia amin’ny mitataovovonana, no iraparapany toy ny amin’ny alina.
15
Nefa vonjen’Andriamanitra ny ketraka mba tsy hianjadian’ny sabatra, ary ny mahantra mba tsy ho azon’ny mahery;
16
mamelom-panantenana ny osa izany, ary mampikombom-bava ny ratsy fanahy.
17
Fa sambatra ny olona izay anarin’Andriamanitra! Koa aza hamaivanina, ry Jôba, ny famaizan’ilay Tsitoha.
18
Fa Andriamanitra dia mety mampijaly, raha mitsabo fery; ary ny tànany dia mety mandratra, raha manasitrana.
19
Hamonjy anao amin’ny fahoriana matetika Izy; ka amin’ny farany tsy hahavoa anao intsony ny loza.
20
Tsy hamela anao ho faty Izy, raha avy ny mosary; harovany tsy ho voan’ny sabatra ianao, raha avy ny ady.
21
Ho voaaro amin’ny endrikendrika ianao, ka tsy hatahotra raha tonga ny antambo.
22
Hihomehezanao fotsiny ny mosary aman’antambo, ary tsy hatahoranao izay bibidia.
23
Ho vita fanekempihavanana mirindra ianao amin’ny vato eny an-tsaha sy amin’ny bibidia,
24
hiadam-pinaritra ao amin’ny fonenanao, ary hahita ny ondrinao tsy misy very rehefa tonga hisafo azy any an-kijàna.
25
Ho hitanao hihamaro koa ny zanakao; ary ny taranakao dia hihabetsaka tahaka ny ahitra eny an-tsaha.
26
Ho tratra antitra nefa havitrika ianao ambara-piditrao any am-pasana, dia ho tahaka ny amboaram-bary izay akarina ho antontany amin’ny fotoam-pararano.
27
Izany no izy rehefa nodinihinay, ry Jôba, koa ankatoavy sy ekeo hahasoa anao.
← Chapter 4
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 6 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
Recommended Reading
Commentary
Job Commentaries
→
Devotional
Job Devotional Guide
→
Get This Bible
Malagasy (DIEM PROTESTANTA) Study Bible
→