bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
/
Genesis 10
Genesis 10
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
← Chapter 9
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 11 →
1
Ireto no taranaky ny zanakalahin’i Noa, dia i Sema sy i Hama ary i Jafeta: Samy niteraka zazalahy avy izy ireo taorianan’ny safodrano.
2
Ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gomera, i Magoga, i Maday, i Javana, i Tobala, i Maseka ary i Tirasa.
3
Ny zanakalahin’i Gomera dia i Askenaza, i Rifata ary i Togarma.
4
Ny zanakalahin’i Javana dia i Elisaha, i Tarsisy, ny Kitima ary ny Dodanita.
5
Avy tamin’ireo ny firenena no niparitaka tany amin’ireo nosy, tany amin’ny taniny avy, samy araka ny fiteniny avy, araka ny mpianakaviny avy, tamin’ny fireneny avy.
6
Ny zanakalahin’i Hama dia i Kosy, i Mizraima, i Pota ary i Kanana.
7
Ny zanakalahin’i Kosy dia i Seba, i Havila, i Sabta, i Ragama ary i Sabteka. Ny zanakalahin’i Ragama dia i Seba sy i Dedana.
8
I Kosy dia niteraka an’i Nimroda; izy no tonga olo-mahery voalohany tetỳ ambonin’ny tany.
9
Mpihaza mahery teo anatrehan’NY TOMPO izy, koa izany no nanaovan’ny olona hoe: Tahaka an’i Nimroda, mpihaza mahery eo anatrehan’NY TOMPO.
10
Ny niandohan’ny fanjakany dia i Babela, i Ereka, i Akada ary i Kalne tany amin’ny tany Sinara.
11
Ary niala avy tamin’izany tany izany izy ka nankany Asiria, dia nanorina an’i Ninive mbamin’i Rehobota-Ira, i Kala
12
ary i Resena teo anelanelan’i Ninive sy i Kala, dia ilay tanàna lehibe izany.
13
I Mizraima dia niteraka ny Lodita, ny Anamita, ny Lehabita, ny Naftohita,
14
ny Patrosita, ny Kaslohita izay niavian’ny Filistina ary ny Kaftorita.
15
I Kanana dia niteraka an’i Sidona lahimatoany sy i Heta,
16
ny Jebosita, ny Amorita, ny Girgasita,
17
ny Hivita, ny Arkita, ny Sinita,
18
ny Arvadita ary ny Zemarita sy ny Hamatita; tatỳ aoriana dia niely ireo fokon’ny Kananita.
19
Ny sisintanin’ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gaza ao akaikin’i Gerara ka hatrany Lesa ao akaikin’i Sodoma sy Gomora ary Adma sy Zeboima.
20
Ireo no zanak’i Hama araka ny fokony, araka ny fiteniny, amin’ny taniny, amin’ny fireneny.
21
Dia niteraka koa i Sema, razamben’ireo taranak’i Ebera rehetra, rahalahin’i Jafeta, izay zokiny.
22
Ny zanakalahin’i Sema dia i Elama, i Asira, i Arpaksada, i Loda ary i Arama.
23
Ny zanakalahin’i Arama dia i Oza, i Hola, i Getera ary i Masy.
24
I Arpaksada dia niteraka an’i Sela, ary i Sela dia niteraka an’i Ebera.
25
I Ebera dia niteraka roa lahy: Ny anaran’ny iray dia natao hoe Pelega satria tamin’ny androny no nizarana ny tany, ary Joktana no anaran’ny rahalahiny.
26
I Joktana dia niteraka an’i Almodada, i Selefa, i Hazarmaveta, i Jera,
27
i Hadorama, i Ozala, i Dikla,
28
i Obala, i Abimaela, i Sheba,
29
i Ofira, i Havila ary i Jobaba. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Joktana.
30
Ny fonenan’ireo dia hatrany Mesa ao akaikin’i Sefara, tendrombohitra any atsinanana.
31
Ireo no zanak’i Sema araka ny fokony, araka ny fiteniny, amin’ny taniny, araka ny fireneny.
32
Ireo no fokon’ireo zanak’i Noa araka ny taranany, amin’ny fireneny. Avy tamin’ireo no niparitahan’ny firenena tetỳ ambonin’ny tany taorianan’ny safodrano.
← Chapter 9
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 11 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
50