bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
/
Genesis 36
Genesis 36
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
← Chapter 35
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 37 →
1
Ireto no taranak’i Esao na Edoma.
2
I Esao dia naka vady tamin’ny zanakavavin’ny Kananita, dia i Ada, zanak’i Elona hetita, sy i Oholibama, zanak’i Ana, zanakavavin’i Zibona hivita,
3
ary i Basemata, zanakavavin’Ismaela sady anabavin’i Nebaiota.
4
I Ada dia niteraka an’i Elifaza tamin’i Esao; i Basemata dia niteraka an’i Regoela;
5
i Oholibama dia niteraka an’i Jeosy sy i Jalama ary i Kora. Ireo no zanak’i Esao izay naterany tany amin’ny tany Kanana.
6
Dia noentin’i Esao ny vadiny, ny zanany lahy sy ny zanany vavy, ny olona rehetra tao an-tranony, ny omby aman’ondriny sy ny biby fiompiny rehetra mbamin’ny fananany rehetra izay nohariny tany amin’ny tany Kanana ka lasa nankany amin’ny tany lavitra an’i Jakoba rahalahiny izy.
7
Samy be loatra mantsy ny haren’izy mirahalahy ka tsy nahazo niara-monina izy; tsy omby azy ny tany fivahinianany, noho ny omby aman’ondriny.
8
Koa nonina tany an-tendrombohitra Seìra i Esao na Edoma.
9
Ireto no taranak’i Esao, razamben’ny Edomita any an-tendrombohitra Seìra.
10
Ny anaran’ny zanakalahin’i Esao dia ireto avy: i Elifaza, zanak’i Ada, vadin’i Esao, sy i Regoela, zanak’i Basemata, vadin’i Esao.
11
Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temana, i Omara, i Zefo, i Gatama ary i Kenaza.
12
I Timna no vady tsindranon’i Elifaza, zanakalahin’i Esao; niteraka an’i Amaleka tamin’i Elifaza izy. Ireo no zanakalahin’i Ada, vadin’i Esao.
13
Ireto avy no zanakalahin’i Regoela: I Nahata, i Zera, i Sama ary i Miza. Ireo no zanakalahin’i Basemata, vadin’i Esao.
14
Ireto kosa no zanakalahin’i Oholibama, zanakavavin’i Ana izay zanakavavin’i Zibona, vadin’i Esao: Niteraka an’i Jeosy sy i Jalama ary i Kora tamin’i Esao izy.
15
Izao no loham-pirenena tamin’ny taranak’i Esao: Ny zanakalahin’i Elifaza, lahimatoan’i Esao, dia i Temana, loham-pireneny, i Omara, loham-pireneny, i Zefo, loham-pireneny, i Kenaza, loham-pireneny,
16
i Kora, loham-pireneny, i Gatama, loham-pireneny ary i Amaleka, loham-pireneny. Ireo avy no loham-pirenena tamin’i Elifaza tany amin’ny tany Edoma. Ireo no zanak’i Ada.
17
Izao kosa no zanakalahin’i Regoela, zanak’i Esao: I Nahata, loham-pireneny, i Zera, loham-pireneny, i Sama, loham-pireneny ary i Miza, loham-pireneny. Ireo avy no loham-pirenena tamin’i Regoela tany amin’ny tany Edoma. Ireo no zanak’i Basemata, vadin’i Esao.
18
Izao no zanakalahin’i Oholibama, vadin’i Esao: I Jeosy, loham-pireneny, i Jalama, loham-pireneny, ary i Kora, loham-pireneny. Ireo avy no loham-pirenena tamin’i Oholibama, zanakavavin’i Ana, vadin’i Esao.
19
Ireo no zanak’i Esao, izay atao koa hoe Edoma, ary ireo no loham-pireneny.
20
Ireto avy no zanakalahin’i Seìra horita, izay nonina tany: I Lotana, i Sobala, i Zibona, i Ana,
21
i Disona, i Ezera ary i Disana. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Horita, dia ny taranak’i Seìra, tany amin’ny tany Edoma.
22
Izao no zanakalahin’i Lotana: I Hory sy i Hemana. I Timna no anabavin’i Lotana.
23
Ireto no zanakalahin’i Sobala: I Alvana, i Manahata, i Ebala, i Sefò ary i Onama.
24
Izao no zanakalahin’i Zibona: I Aia sy i Ana. Izany Ana izany ilay nahita ny ranomafana tany an-tany efitra, raha niandry ny borikin’i Zibona rainy izy.
25
Ary izao no zanak’i Ana: I Disona sy i Oholibama, zanakavavin’i Ana.
26
Ary izao no zanakalahin’i Disona: I Hemdana, i Esbana, i Jitirana ary i Kerana.
27
Izao no zanak’i Ezera: I Bilana sy i Zavana ary i Akana.
28
Izao no zanak’i Disana: I Oza sy i Arana.
29
Ary izao avy no loham-pirenena tamin’ny Horita: I Lotana, loham-pireneny, i Sobala, loham-pireneny, i Zibona, loham-pireneny, i Ana, loham-pireneny,
30
i Disona, loham-pireneny, i Ezera, loham-pireneny ary i Disana, loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Horita, dia ny loham-pireneny tany amin’ny tany Seìra.
31
Ireto no mpanjaka nanjaka tany amin’ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin’ny Zanak’Israely:
32
Nanjaka tany Edoma i Bela, zanak’i Beora, ka Dinaba no anaran’ny tanànany.
33
Nony maty i Bela dia nanjaka nandimby azy i Jobaba, zanak’i Zera avy tany Bozra.
34
Rehefa maty i Jobaba dia nanjaka nandimby azy i Hosama avy tamin’ny tanin’ny Temanita.
35
Nony maty i Hosama dia nanjaka nandimby azy i Hadada, zanak’i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin’ny tany Moaba; Avita no anaran’ny tanànany.
36
Rehefa maty i Hadada dia nanjaka nandimby azy i Samla avy tany Masreka.
37
Nony maty i Samla, dia nanjaka nandimby azy i Saoly avy tany Rehobota eo amoron’ny ony.
38
Rehefa maty i Saoly dia nanjaka nandimby azy i Baala-Hanana, zanak’i Akbora.
39
Nony maty i Baala-Hanana, zanak’i Akbora, dia nanjaka nandimby azy i Hadara. Pao no anaran’ny tanànany, ary ny anaran’ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin’i Matireda, zanakavavin’i Me-Zahaba.
40
Ary izao no anaran’ny loham-pirenena tamin’ny taranak’i Esao, araka ny mpianakaviny, araka ny fonenany sy araka ny anarany: i Timna, loham-pirenena, i Alva, loham-pirenena, i Jeteta, loham-pirenena,
41
i Oholibama, loham-pirenena, i Elaha, loham-pirenena, i Pinona, loham-pirenena,
42
i Kenaza, loham-pirenena, i Temana, loham-pirenena, i Mibzara, loham-pirenena,
43
i Magdiela, loham-pirenena ary Irama, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena tamin’ny Edomita, araka ny fonenany tany amin’ny taniny avy. Izany ary no Esao, razamben’ny Edomita.
← Chapter 35
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 37 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
50