bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
/
Genesis 5
Genesis 5
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
← Chapter 4
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 6 →
1
Ity no boky milaza ny taranak’i Adama. Tamin’ny andro naharian’Andriamanitra ny olona dia tahaka ny tarehin’Andriamanitra no nanaovany azy.
2
Lahy sy vavy no nahariany azy ireo; dia nitahy azy Izy ka nanao ny anarany hoe Adama, tamin’ny andro nahariany azy.
3
Telopolo amby zato taona i Adama raha niteraka tahaka ny tarehiny, araka ny endriny, ary ny anarany dia nataony hoe Seta.
4
Ny andron’i Adama taorianan’ny niterahany an’i Seta dia valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
5
Ny andro rehetra niainan’i Adama dia telopolo sy sivinjato taona; dia maty izy.
6
Dimy amby zato taona i Seta raha niteraka an’i Enosy.
7
Ny andro niainan’i Seta taorianan’ny niterahany an’i Enosy dia fito sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
8
Ny andro rehetra niainan’i Seta dia roa amby folo sy sivinjato taona; dia maty izy.
9
Sivifolo taona i Enosy raha niteraka an’i Kenana.
10
Ny andro niainan’i Enosy taorianan’ny niterahany an’i Kenana dia dimy amby folo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
11
Ny andro rehetra niainan’i Enosy dia dimy sy sivinjato taona; dia maty izy.
12
Fitopolo taona i Kenana raha niteraka an’i Mahalalila.
13
Ny andro niainan’i Kenana taorianan’ny niterahany an’i Mahalalila dia efapolo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
14
Ny andro rehetra niainan’i Kenana dia folo sy sivinjato taona; dia maty izy.
15
Dimy amby enimpolo taona i Mahalalila raha niteraka an’i Jareda.
16
Ny andro niainan’i Mahalalila taorianan’ny niterahany an’i Jareda dia telopolo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
17
Ny andro rehetra niainan’i Mahalalila dia dimy amby sivifolo sy valonjato taona; dia maty izy.
18
Roa amby enimpolo amby zato taona i Jereda raha niteraka an’i Enoka.
19
Ny andro niainan’i Jereda taorianan’ny niterahany an’i Enoka dia valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
20
Ny andro rehetra niainan’i Jereda dia roa amby enimpolo sy sivinjato taona; dia maty izy.
21
Dimy amby enimpolo taona i Enoka raha niteraka an’i Metosela.
22
Ary niara-nandeha tamin’Andriamanitra telonjato taona i Enoka taorianan’ny niterahany an’i Metosela; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
23
Ny andro rehetra niainan’i Enoka dia dimy amby enimpolo sy telonjato taona.
24
Niara-nandeha tamin’Andriamanitra i Enoka; koa tsy hita izy, satria nalain’Andriamanitra.
25
Fito amby valopolo amby zato taona i Metosela raha niteraka an’i Lameka.
26
Ny andro niainan’i Metosela taorianan’ny niterahany an’i Lameka dia roa amby valopolo sy fitonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
27
Ny andro rehetra niainan’i Metosela dia sivy amby enimpolo sy sivinjato taona; dia maty izy.
28
Roa amby valopolo amby zato taona i Lameka raha niteraka zazalahy.
29
Ny anarany nataony hoe Noa, fa hoy izy: Ity no hampionona antsika amin’ny asantsika sy ny fisasaran’ny tanantsika noho ny tany izay nozonin’NY TOMPO.
30
Ny andro niainan’i Lameka taorianan’ny niterahany an’i Noa dia dimy amby sivifolo sy dimanjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
31
Ny andro rehetra niainan’i Lameka dia fito amby fitopolo sy fitonjato taona; dia maty izy.
32
Dimanjato taona i Noa raha niteraka an’i Sema sy i Hama ary i Jafeta.
← Chapter 4
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 6 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
50